Fanamarihana Ambany Pejy
a Tian’i Jehovah hiverina aminy izay tsy mitory intsony na tsy mivory intsony. Miangavy azy ireny izy hoe: “Miverena amiko.” Be dia be no azonao atao mba hanampiana an’izay te hanaiky an’io fiangavian’i Jehovah io. Handinika an’izany isika ato.