Fanamarihana Ambany Pejy
c Mety hanampy ny olona tsy mitory intsony ny mianatra toko sasany ao amin’ilay boky hoe “Mitoera ao Amin’ny Fitiavan’Andriamanitra”, na toko sasany ao amin’ilay boky hoe Manatòna An’i Jehovah. Ny Komitin’ny Fanompoan’ny Fiangonana no hijery hoe iza no mety indrindra mba hampianatra azy.