Fanamarihana Ambany Pejy
d SARY: Rahalahy telo mifarimbona manampy olona iray te hiverina amin’i Jehovah. Ny iray, ohatra, miezaka mifandray amin’ilay olona foana. Ny iray indray manome toky azy hoe mbola tiana izy. Ilay rahalahy fahatelo kosa mihaino azy sady miezaka hahazo an’izay manjo azy.