Fanamarihana Ambany Pejy
a Inona ilay adihevitra lehibe mahakasika ny olombelona rehetra sy ny anjely? Nahoana izy io no tena zava-dehibe sy mahakasika antsika? Hifandray akaiky kokoa amin’i Jehovah isika, raha azontsika ny valin’ireo sy ny fanontaniana hafa mifandray amin’ireo.