Fanamarihana Ambany Pejy
a Hiresaka an’io vavak’i Davida Mpanjaka ao amin’ny Salamo 86:11, 12 io isika ato. Inona no dikan’ny hoe matahotra ny anaran’i Jehovah? Fa maninona isika no tokony hanaja lalina an’io anarana miavaka io? Ary nahoana no miaro antsika tsy ho resin’ny fakam-panahy ny tahotra an’Andriamanitra?