Fanamarihana Ambany Pejy
a Feno olona mirehareha sy tia tena eto amin’ity tontolo ity. Mila mitandrina isika sao mifindra amintsika izany toetra izany. Inona àry no hanampy antsika mba tsy hihevi-tena mihoatra noho izay tokony hoheverina? Handinika fomba telo hampisehoana an’izany isika ato.