Fanamarihana Ambany Pejy
b FANAZAVANA: Mieritreritra be loatra momba ny tenany ny olona manambony tena, ary tsy dia miraharaha ny olon-kafa. Tia tena ny olona hoatr’izany. Manampy antsika tsy ho tia tena kosa ny fanetren-tena. Tsy mirehareha na mieboebo na mizahozaho na mihevi-tena ho ambony ny olona manetry tena.