Fanamarihana Ambany Pejy
c SARY: Rehefa lasa Kristianina i Paoly, dia nafoiny daholo izay momba ny fiainany taloha tamin’izy Fariseo. Anisan’izany angamba ny horonam-boky nosoratan’ny manam-pahaizana sy ny boaty misy andininy ao amin’ny Soratra Masina.