Fanamarihana Ambany Pejy
f SARY: Any am-pianarana ny anabavy tanora iray. Henony foana sady hitany hatraiza hatraiza hoe tsy maninona ny firaisan’ny samy lehilahy na ny samy vehivavy. (Amin’ny kolontsaina sasany, dia loko famantarana ny lehilahy miray amin’ny lehilahy na ny vehivavy miray amin’ny vehivavy ny lokon’ny avana.) Maka fotoana hanaovana fikarohana ilay anabavy avy eo, mba ho resy lahatra tsara hoe marina ny zavatra lazain’ny Baiboly momba an’izany. Vokatr’izany, dia nahay nanapa-kevitra izy rehefa niatrika olana mifandray amin’izany.