Fanamarihana Ambany Pejy
a Mety tsy hanam-paharetana isika rehefa miandry ny zavatra nampanantenain’i Jehovah. Mety hihena mihitsy aza ny finoantsika. Inona no hanampy antsika mba ho tapa-kevitra kokoa hiandry ny hanatanterahan’i Jehovah ny fampanantenany? Misy lesona azontsika ianarana avy amin’i Abrahama. Handinika ny ohatra tsara navelan’ny mpanompon’i Jehovah sasany amin’izao andro izao koa isika.