Fanamarihana Ambany Pejy
a Te hahatsapa isika rehetra hoe sarobidy amin’i Jehovah. Mety hisalasala anefa isika indraindray raha mba misy ilany antsika ihany. Ho hitantsika ato amin’ity lahatsoratra ity fa samy tena ilaina ao amin’ny fiangonana isika tsirairay.