FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

c SARY: Sary telo mampiseho ny zava-mitranga aloha sy aoriana ary mandritra ny fivoriana. Sary 1: Lehilahy sambany vao mivory, dia manatona azy ny anti-panahy iray sady faly erỳ miarahaba azy tonga soa. Eo akaiky eo indray misy rahalahy tanora mikarakara ny fitaovana fanamafisam-peo. Misy anabavy koa miresaka amin’ny anabavy iray be taona. Sary 2: Samy miezaka manome valin-teny daholo na ny ankizy na ny olon-dehibe, mandritra ny Fianarana Ny Tilikambo Fiambenana. Sary 3: Mpivady mandray anjara amin’ny fanadiovana Efitrano Fanjakana. Anabavy iray manampy ny zanany handrotsaka vola ao anaty boaty ho an’ny fanomezana. Rahalahy tanora iray mikarakara boky sy gazety. Rahalahy iray mampahery anabavy be taona.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara