Fanamarihana Ambany Pejy
b SARY: Lehilahy iray maty an-jatony taona lasa, dia atsangana amin’ny maty mandritra ny Fanjakana Arivo Taonan’i Kristy. Misy rahalahy iray tafavoaka velona tamin’ny Hara-magedona mampianatra azy an’izay tokony hatao mba handraisany soa avy amin’ny vidim-panavotana.