Fanamarihana Ambany Pejy
c SARY: Milaza amin’ny mpampiasa azy ny rahalahy iray hoe tsy afaka manao asa fanampiny izy amin’ny hariva mandritra ny andro sasany ao anatin’ny herinandro. Hazavainy hoe manao zavatra mifandray amin’ny fanompoany an’i Jehovah izy amin’ireo fotoana ireo. Resahiny aminy koa anefa hoe vonona hanao asa fanampiny izy raha tena ilaina izany, amin’ny fotoana hafa ankoatra an’ireo.