Fanamarihana Ambany Pejy
a Nanasa mpanarato mazoto miasa sy manetry tena i Jesosy taloha mba ho lasa mpianany sy ho mpanarato olona. Mbola manasa olona manana an’ireo toetra ireo koa izy amin’izao mba hanao an’io asa io. Ahoana anefa raha misy mpianatra Baiboly misalasala hanaiky an’ilay fanasan’i Jesosy? Inona no tokony hataony? Hiresaka an’izany isika ato.