Fanamarihana Ambany Pejy
a Miatrika olana maro ny anabavy ao amin’ny fiangonana. Inona no azontsika atao ho an-dry zareo? Horesahina ato hoe afaka mampahery azy ireo isika raha manahaka an’i Jesosy. Izy mantsy nanokana fotoana ho an’ny vehivavy ary nankasitraka sy niaro azy ireny.