Fanamarihana Ambany Pejy
e SARY: Niahy ny vehivavy nanompo an’Andriamanitra i Jesosy. Manahaka azy ny rahalahy eo amin’ireo sary ireo. Ny iray manampy anabavy roa hanolo pne. Ilay faharoa indray mitsidika anabavy marary. Ilay farany kosa manao Fotoam-pivavahan’ny Fianakaviana miaraka amin’ny vadiny, dia eo koa ny anabavy iray sy ny zanany vavy.