Fanamarihana Ambany Pejy
a Resy lahatra ve ianao hoe mitarika ny fandaminany i Jehovah amin’izao? Ho hitantsika ato amin’ity lahatsoratra ity hoe ahoana no nataon’i Jehovah mba hitarihana ny fiangonana tamin’ny taonjato voalohany, ary ahoana no itarihany ny vahoakany amin’izao.