Fanamarihana Ambany Pejy
a Ny hoe mampianatra dia manampy olona iray hanova ny fihetseham-pony na ny fomba fisainany na ny zavatra ataony. Ny Matio 28:19 no andinin-teny ho an’ny taona 2020. Mampahatsiahy antsika izy io hoe tena ilaina ny mampianatra Baiboly ny olona sy manampy azy ho vita batisa ka ho lasa mpianatr’i Jesosy Kristy. Ho hitantsika ato amin’ity lahatsoratra ity sy ilay manaraka hoe inona no azontsika atao mba hahavita tsara kokoa an’io asa io isika.