Fanamarihana Ambany Pejy
b SARY: Rahalahy tanora (eo ankavia) miresaka amin’ny rahalahy be taona noho izy. Tantarainy aminy hoe tsy nahay nanapa-kevitra izy, dia nisy vokany taminy izany. Mihaino tsara ilay rahalahy iray mba hahitana hoe tokony hanome torohevitra ve izy sa tsia.