Fanamarihana Ambany Pejy
a Miresaka betsaka momba ny fitsanganana amin’ny maty ny 1 Korintianina toko faha-15. Nahoana io fampianarana io no zava-dehibe amintsika? Ary nahoana isika no mino fa natsangana tamin’ny maty i Jesosy? Hiresaka an’ireo ity lahatsoratra ity, ary hamaly fanontaniana lehibe hafa momba ny fitsanganana amin’ny maty.