Fanamarihana Ambany Pejy
a Nisy zavatra niainan’ny mpanompon’i Jehovah, ka nahatonga an-dry zareo ho kivy. Anisan’izany i Josefa, Naomy sy Rota, ny Levita anankiray, ary ny apostoly Petera. Nampionona sy nampahery an-dry zareo i Jehovah, ary izany no ho hitantsika ato. Ho hitantsika koa hoe inona no azontsika ianarana avy amin-dry zareo, sy avy amin’ny fomba nanampian’i Jehovah an-dry zareo.