Fanamarihana Ambany Pejy
a Andro manokana ho an’ny Vavolombelon’i Jehovah ny 27 Martsa 2021. Hankalaza ny Fahatsiarovana ny nahafatesan’i Kristy isika ny harivan’io. Anisan’ilay nantsoin’i Jesosy hoe “ondry hafa” ny ankamaroan’ny olona hanatrika azy io. Nisy zavatra miavaka nampahafantarina antsika momba ny ondry hafa, tamin’ny 1935. Inona izany? Inona no zavatra tsara miandry ny ondry hafa aorian’ny fahoriana lehibe? Ahoana no azon’ny ondry hafa iderana an’Andriamanitra sy Kristy rehefa Fahatsiarovana?