FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

a Nilaza i Jesosy hoe ny fifankatiavana no hamantarana ny mpianany. Miezaka hanam-pitiavana àry isika rehetra. Inona anefa no hanampy antsika ho tia kokoa ny mpiara-manompo? Mila miezaka hiraiki-po amin-dry zareo isika, izany hoe ho tia be an-dry zareo hoatran’ny itiavantsika ny fianakaviantsika akaiky. Hanampy antsika ity lahatsoratra ity mba ho tia kokoa ny mpiara-manompo sy hiraiki-po amin’izy ireo foana.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara