Fanamarihana Ambany Pejy
a Rehefa manambady ny lehilahy iray, dia izy no lohan’ilay fianakaviana vao niforona. Horesahintsika ato hoe inona no fahefana nomen’i Jehovah ny olon-kafa, fa maninona izy no nanome an’izany, ary inona no azon’ny lehilahy ianarana avy amin’i Jehovah sy Jesosy. Hodinihintsika ao amin’ny lahatsoratra manaraka hoe inona no azon’ny mpivady ianarana avy amin’i Jesosy sy ny olon-kafa resahina ao amin’ny Baiboly. Ao amin’ny lahatsoratra fahatelo kosa isika hiresaka hoe ahoana no tokony hampiharan’ny rahalahy ny fahefany ao amin’ny fiangonana.