Fanamarihana Ambany Pejy
b Hita amin’ny filma sy ny tantara an-tsehatra ary ny boky misy tantara mampihomehy sasany hoe tsy mampaninona ny mampijaly vady, na mikasi-tanana azy mihitsy aza. Izany angamba no mahatonga ny olona hieritreritra hoe tsy maninona na manjakazaka amin’ny vadiny aza ny lehilahy.