Fanamarihana Ambany Pejy
a Tian’i Jehovah hanaiky ny fahefan’ny vadiny ny vehivavy. Inona no dikan’izany? Nanome ohatra ny amin’izany i Jesosy sy ny vehivavy voaresaka ao amin’ny Baiboly. Afaka miana-javatra be dia be avy amin’izy ireo ny lehilahy sy vehivavy kristianina manambady.