Fanamarihana Ambany Pejy
d Iza no manapa-kevitra hoe aiza ny fiangonana tokony hisy ny fianakaviana iray? Mamaly an’izany Ny Tilikambo Fiambenana Aogositra 2020, ao amin’ilay lahatsoratra hoe “Hajao ny Olona Rehetra ao Amin’ny Fiangonana”, fehintsoratra 17-19.