FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

b SARY: Tonga hisambotra ny rahalahy iray ao an-tranony ny polisy. Entin-dry zareo mandeha izy, dia mijery azy ny vadiny sy ny zanany vavy. Any am-pigadrana ilay rahalahy, dia misy mpiara-manompo manao Fotoam-pivavahan’ny Fianakaviana miaraka amin’ilay anabavy sy ny zanany. Mivavaka matetika amin’i Jehovah izy mianaka dia mangataka hery hahafahana hiatrika. Ampian’i Jehovah mba ho tony sy hanana herim-po ry zareo. Mihamatanjaka ny finoan-dry zareo vokatr’izany, dia mahavita miaritra ry zareo sady faly foana.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara