Fanamarihana Ambany Pejy
a Misy tantara be dia be ao amin’ny Baiboly manaporofo hoe tian’i Jehovah ny mpanompony ary ampiany izy ireo mba hiatrika ny olana mahazo azy, na inona izany na inona. Horesahina ato amin’ity lahatsoratra ity hoe inona no azonao atao mandritra ny fianaranao samirery mba hahasoa anao kokoa ireny tantara ireny.