Fanamarihana Ambany Pejy
a Mampanantena ny Baiboly hoe hampahery sy hiaro antsika i Jehovah. Fa maninona isika no mila arovana? Ahoana no hiarovan’i Jehovah antsika? Inona no tsy maintsy ataontsika mba hahatonga azy hanampy antsika? Hamaly an’ireo isika ato amin’ity lahatsoratra ity.