Fanamarihana Ambany Pejy
a Tombontsoa be ny mampianatra Baiboly. Misy amintsika anefa tsy manana mpianatra Baiboly amin’izao. Na izany aza, dia afaka manampy ny olon-kafa mba ho vita batisa daholo isika. Hodinihintsika ato hoe inona no azontsika tsirairay atao mba hanampiana ny mpianatra Baiboly hahatratra an’izany tanjona izany.