Fanamarihana Ambany Pejy
a Ho hitantsika ato hoe raha manam-pitiavana isika, dia hahavita hanompo an’i Jehovah foana na dia halan’ity tontolo ity aza. Hahavita an’izany isika raha tia an’i Jehovah sy ny mpiara-manompo ary na dia ny fahavalontsika aza. Hianarantsika koa hoe fa maninona i Jesosy no nilaza fa sambatra isika rehefa ankahalaina.