Fanamarihana Ambany Pejy
a Tena Kristianina isika ka mila ‘manaraka akaiky’ ny dian’i Jesosy. Inona anefa ilay “diany” tokony harahintsika? Hamaly an’izany isika ato. Horesahintsika koa hoe fa maninona isika no tokony hanaraka akaiky ny dian’i Jesosy, ary ahoana no hanaovana an’izany.