Fanamarihana Ambany Pejy
a Sarotra amin’ny rahalahy sy anabavintsika sasany ny mino hoe tia an-dry zareo i Jehovah. Fa maninona isika no afaka matoky hoe tia antsika tsirairay i Jehovah? Hiresaka an’izany isika ato amin’ity lahatsoratra ity. Hodinihintsika koa hoe inona no azontsika atao raha misalasala momba an’izany isika.