FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

c SARY (avy any ambony): Mpivady mitory amin’ny faritany tsy dia ahatratrarana olona ao an-trano. Any am-piasana ny olona ao amin’ilay trano voalohany. Ny ao amin’ilay faharoa kosa any amin’ny dokotera. Ny ao amin’ilay fahatelo indray lasa niantsena. Nahavita nitory tamin’ilay olona tao amin’ilay trano voalohany ry zareo rehefa nitory harivariva kokoa. Tafaresaka tamin’ilay olona tao amin’ilay trano faharoa kosa ry zareo, rehefa nanao fampirantiana teny akaikin’ilay toeram-pitsaboana. Afaka niresaka tamin’ilay fahatelo ry zareo rehefa nitory an-telefaonina.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara