Fanamarihana Ambany Pejy
b FANAZAVANA: Misy olona mieritreritra hoe tsara noho ny hafa izy na mahay noho ny hafa. Hoatr’izany ilay hoe manambony tena resahina ato. Ny olona manana faniriana tsy mety afa-po indray, dia olona tsy mahay mianina amin’izay ananany fa te hanana betsaka kokoa foana, ohatra hoe vola na fahefana na zavatra hafa. Anisan’izany koa ny olona te hanao firaisana foana.