Fanamarihana Ambany Pejy
d SARY: Na anjely aza lasa nanambony tena. Nanao hoatr’izany koa i Ozia Mpanjaka. Lasa nihinana tamin’ilay voankazo voarara i Eva. Nijangajanga tamin’i Batseba i Davida. I Jodasy indray nangala-bola. Faniriana tsy mety afa-po daholo no nahatonga an’izany.