FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

a Tsy lavorary isika ka mety hilaza na hanao zavatra mampalahelo ny mpiara-manompo. Ahoana no ataonao rehefa mitranga izany? Miezaka hamitram-pihavanana haingana ve ianao? Mailaka hiala tsiny ve ianao? Sa ianao mieritreritra hoe: ‘Izy no tafintohina dia an’azy izany!’? Ary ahoana raha mora sosotra amin’izay lazain’ny olona na ataony ianao? Manamarin-tena ve ianao dia milaza hoe: ‘Izaho efa izao mihitsy!’? Sa hitanao hoe ratsy izany dia tokony hiova ianao?

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara