FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

b SARY: Afaka mifaneho fitiavana sy mifangoraka ny mpivady iray, satria nataon’Andriamanitra araka ny endriny. Afaka mampiseho an’izany toetra izany amin’ny zanany koa ry zareo. Tia an’i Jehovah izy mivady, ary ampiany mba ho tia sy hanompo azy koa ny zanany. Te hampiseho mantsy izy ireo hoe mankasitraka ny fanomezan’i Jehovah, dia ny hoe navelany hanan-janaka. Mampiasa video izy roa mba hanazavana amin’ny zanany hoe fa maninona i Jehovah no nanome an’i Jesosy ho vidim-panavotana. Ampianariny ny zanany koa hoe hikarakara ny tany sy ny biby isika ao amin’ny Paradisa, ary hanao an’izany mandrakizay.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara