Fanamarihana Ambany Pejy
d Ampirisihina mba hiezaka hahafeno fepetra ho lasa mpanampy amin’ny fanompoana na anti-panahy ny rahalahy vita batisa. Miresaka momba an’izany fepetra izany ny toko faha-5 sy faha-6 ao amin’ny boky Voalamina mba Hanao ny Sitrapon’i Jehovah.