Fanamarihana Ambany Pejy
a Azo oharina amin’ny harena sarobidy ireo be taona tsy mivadika. Hampirisika antsika hankasitraka kokoa azy ireo ity lahatsoratra ity. Horesahintsika koa hoe inona no azontsika atao, raha te handray soa faran’izay betsaka avy amin’ny fahendren’izy ireo sy ny traikefany isika. Tsy izay ihany fa hanome toky an’ireo be taona ity lahatsoratra ity hoe tena sarobidy amin’ny fandaminan’i Jehovah ry zareo.