Fanamarihana Ambany Pejy
a Tena faly isika hoe manana tanora be dia be ao amin’ny fiangonana. Manao izay tsara indrindra vitany ry zareo, mba hanohanana ny fandaminan’i Jehovah. Na inona na inona kolontsain’ny be taona na fiaviany, dia afaka manampy ny tanora ry zareo mba hampiasa ny heriny rehetra hanompoana an’i Jehovah.