Fanamarihana Ambany Pejy
c Fanitsiana ny fanazavana taloha ity. Nilaza isika taloha hoe tsy vokatry ny fanozongozonana ny firenena rehetra ny mahatonga ny olona tso-po hanatona an’i Jehovah. Jereo ny “Fanontanian’ny Mpamaky” ao amin’ny Tilikambo Fiambenana 15 Mey 2006.