Fanamarihana Ambany Pejy
a Raha tena mibebaka ny olona iray, dia tsy hilaza fotsiny hoe malahelo noho ny fahotana vitany. Handinika ny tantaran’i Ahaba Mpanjaka sy Manase Mpanjaka ary ilay zanaka adala ao amin’ny fanoharan’i Jesosy isika, mba hahafantarantsika ny dikan’ny hoe tena mibebaka. Horesahintsika koa hoe inona no tsy maintsy dinihin’ny anti-panahy, mba hahafantarana raha tena mibebaka ny rahalahy na anabavy iray nanao fahotana lehibe.