Fanamarihana Ambany Pejy
a Misy vokany amin’ny fotoana sy hery atokantsika hanompoana an’i Jehovah ny fanapahan-kevitra sasany raisintsika. Ny mpivady vao no tena mandray fanapahan-kevitra hoatr’izany, ary mety hisy vokany maharitra eo amin’ny fiainany izany. Hanampy an-dry zareo ity lahatsoratra ity mba handray fanapahan-kevitra tsara ka ho sambatra.