Fanamarihana Ambany Pejy
a Tsy tian’i Jehovah hiovaova ny fitiavantsika an’ireo rahalahy sy anabavy ao amin’ny fiangonana. Vao mainka isika hahazo ny dikan’ny hoe fitiavana tsy miovaova, rehefa mandinika ny fomba nampisehoan’ny mpanompon’Andriamanitra taloha an’io toetra io. Ny ohatr’i Rota sy Naomy ary Boaza no horesahintsika ato.