Fanamarihana Ambany Pejy
a Marina fa tsy eo ambanin’ny Lalàn’i Mosesy ny Kristianina. Miresaka zavatra be dia be tokony hataontsika sy tsy tokony hataontsika anefa io Lalàna io. Hahay hampiseho fitiavana amin’ny olon-kafa sy hampifaly an’Andriamanitra isika raha mianatra azy ireny. Hiresaka lesona sasany azontsika ianarana avy amin’ny Levitikosy toko faha-19 ity lahatsoratra ity.