Fanamarihana Ambany Pejy
a Mampirisika antsika i Jesosy mba hiditra amin’ilay vavahady tery, ka handeha amin’ilay lalana mankany amin’ny fiainana. Asainy miezaka hihavana amin’ny mpiara-manompo koa isika. Inona ny olana mety hisakana antsika tsy hahavita an’ireo? Inona anefa no mety hanampy antsika?