Fanamarihana Ambany Pejy
d SARY: Hoatran’ny hoe nasian’Andriamanitra fefy ny lalana andehanantsika. Ho voaro isika raha tsy miala amin’io lalana “tery” io. Hahatohitra fakam-panahy isika ka tsy hijery sary vetaveta sy tsy haloto fitondran-tena. Tsy ny fianarana ambony koa no hataontsika zava-dehibe indrindra eo amin’ny fiainana.